10 CENTRE D'APPAREILLAGE

Tafatsangana ny "AMPR Mada" na ny Association de Médecine Physique et de Réadaption izay fikambanana ivondronan'ireo mpitsabo mikasika ny fanarenana ara-batana. Misy ny kongresy iraisam-pirenena izay karakarainy ny 24 hatramin'ny 28 Martsa, ao amin'ny trano fandraisam-bahiny Panorama."

Vidéo précédente Retour Vidéo suivante

Bienvenue sur le site de l'AMPR Mada !