10 CENTRE D'APPAREILLAGE

Tafatsangana ny AMPR Mada na ny Association de Médecine Physique et de Réadaption izay fikambanana ivondronan'ireo mpitsabo mikasika ny fanarenana ara-batana. Misy ny kongresy iraisam-pireneny izay karakarainy ny 24 hatramin'ny 28 Martsa, ao amin'ny trano fandraisam-bahiny Panorama."

Previous video Go back Next video

Welcome !